inona kay no azy miandry ra mitory oul ray noho ny abondant familial?
inona kay no azy miandry ra mitory oul ray noho ny abondant familial?
Abandon angamba no tiany ho lazaina. Inona aloha le abandon resahanao e? Ohatrany nisy publication anao iray efa novaliko ao ambadika ao. Ny abandon familal ou plus précisément abandon du domicile conjugal est le fait pour l'un ou lautre des deux conjoints de quitter le domicile conjugal. Ra izay no mitranga dia aprčs 7 jours enao dia afaka manao notification ny abandon du domicile conjugal eny anivon'ny fokontany.
any @ tribonaly no valiteny sur sy matotra indrindra @izany,raha tsy hoe mbola mitady affection eto angaha fa mbola manatena ny hiverenany hafa indray izay