image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ny ahy ny tena tsy azoko dia inona no atao mitabataba amin'ny tsisy dikany eto amin'ny forum rehefa hoe milay be ianao ary tonga lafatra ny vadinao fa tsy mandeha miaina ny fahasambarana fotsiny. Inona no mankarary ny fonao amin'izay vehivavy molamola nefa tsy mampihetsi-bolo-maso ny vadinao akory ?Sa te hampandry eritreritra fa efa mikorontana dia mody mitanisa sarisary mahafinaritra eto ? Ndana karakarao ny tokatrano.


hahhahaha tena marina mitsy ny anao! fa za manokana d gaga @ny vevavy sasany; marikoriko aza ny mijery anazy! efa manambady mananjanaka vavy zao d tsy tahotra tsy henatra ny vadin'olona no enjehina! fa dia inona loatra re ny ao antsain'ireny e! d lazaina fa mampijaly sy tsy mampidi-bola le bandy d mahita ny anao mba miasa d nenao no enjehana! mampalaelo ny toetsain'ny vevavy sasany! izy indray no miseho tompony mialoha anao na d eo imason'ny vadiny aza! tssssmanina tsy ny anao no atao zay mahatsara azy araka ny itiavanao azy! koratsy andramana ny nanambadina an'iny ko


  • vehivavyizay mintsy no atao anireny vevavy mpangala badin olona renyreny lo dé vevavy tsy manan tsaina, tsy mataoatra tody e

Sô de ny vadinareo no mapme ,ts mahatombin tsiraka fa mipelipelika eran tanana ny maso fa ts mionona aminareo ,sady mora tairina fa ts mipetraka manaja anareo ,raha tena tinareo ts hitany intsony ny HAFA mieritrereta ihany:-hum:-hum


Ny vadinay tompoko dia @ le oui, ao tsara daholo na bika na tarehy, mampidim-bola norme tsara, afa-po tsara any ampandriana, papa des enfants, tsy pelipelika zany fa raim-pianakaviana ao @ ilŕn'azy, ka rehefa mahita an'zay le sipa fa ny azy tsy mamokatra fa olona mamo an-tatatra mpifoka, mpigoka, be tsy miteny mohaka be dia tsy menatra tsony na eo aza ny tompom-bady fa izy ndray no miseho te hikarakara mafy an'ilay vady malalako, sao dia everinao fa norme be otran'io io vadiko io raha tsy plus plus nohon'ny fikarakarana eritreretinao ny ikarakarako azy ao an-trano ao! mipetraha tsara dia sasao tsara daholo ny akanjony!<blibla


vehivavy hevitrao izany, vadinao tenenina fa izy no tompon'ny lakilen'ny braguette-ny, rehefa tiany sokafana iny dia sokafany na eo enao na tsia, ahahahahahahahahah


Rehefa tsy misy nounou, ravim-divou be sy foufoune be tsuny ny vehivavy hitanay eny an-dalana dia tsy mijery hafa intsony izahay <yeahh


Aleo angalariny any fa mpangalatra pseudo tsss.Ary @sujet-ko ary indray izy no mizesta be hoe zah hono mpangalatra pseudo.Rehefa zatra mangalatra anie dia mba halain'ny olona koa ny anao e(vady)Tsy adala mihitsy ny vehivavy sasany miteny hoe tsy tiako hisy halain'ny olona ny vadiko dia tsy maka ny an'olona aho.Ka mety hoe nampirafy t@ vadin'olona tany ianao dia zao mivaly aminao ilay izy.Fa saingy ianao moa ve hiteny izay marina eto izany e!Dia otran hoe ilay vehivavy no diso,nefa tsy hainao fa tody ny zavatra nataonao izao.Tsy omeko tsiny ilay vehivavy raha maka ny anao.


ny lehilahy dia efa zay foana oe rehefa mahita be ******* na be nono na manja b d mitodika foana! na ny vehivavy koa aza ra mahita bandy milay d mijery; zay le oe maso mijery tsy mitondra mody! fa matoa ko ny lehilahy mavita ny filandratsiny mampirafy sns @vehivavy efa manambady aman-janaka d le vehivahy zany no tsy manaja tena!tsy resaka tsy fahatokisana valeur, fa mazava be io ambony io oe ra zavatra tsy tianao atao aminao d aza atao amin'ny hafa! d mazaka ve reo vevavy mpi charme amin'ny vadin'olona reo ra oe misy manao an'izany ny vadiny??? le toe-tsaina mitsy no efa voa; tokony mba mieritreritra ny tody fa tsy maika andratra fon'olona fotsiny; ny ratsy atao ane any amin'ny taranaka no mivaly e! any @le tena ainao mitsy! ka tokony samy mieritretra tsara daolo vo mamindra.