image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ny ahy ny tena tsy azoko dia inona no atao mitabataba amin'ny tsisy dikany eto amin'ny forum rehefa hoe milay be ianao ary tonga lafatra ny vadinao fa tsy mandeha miaina ny fahasambarana fotsiny. Inona no mankarary ny fonao amin'izay vehivavy molamola nefa tsy mampihetsi-bolo-maso ny vadinao akory ?Sa te hampandry eritreritra fa efa mikorontana dia mody mitanisa sarisary mahafinaritra eto ? Ndana karakarao ny tokatrano.


Aty misy boky mivelatra gratuit hoan'ny lehilahy beau goss rehetra ,izay efa manambady ihany no mahazo,afaka miova˛ ianareo salon de massage koa mbola manome toky manara-penitraAIZA DAHOLO NY LEHILAHY MANAMBADY ô,aza taitra ianareo fa miteniteny sy mitabataba fotsiny ny tsy mahatoky valeur rehetra fa tsy tsy ahita akory izay hiainan-tsika aty MAHAFINARITRA BEUH ai ai ai haingana ianareo fa efa mivelatra ny boky no efa voakarakara tsara manitra be fa tsy masisosiso


ny ahy ireny bandy miseho bogossy sy be sosy ireny mihitsy no tena ampiasaiko ny twerk tsara, dia tsy mahalala ny vady amanjanany intsony avy eo, bôgossy izany tsy médaille akory, ny sossy ihany no avantage tena tadiavinay


Matoa ny vhv any ivelany mahasarika lhl, dia ilay lhl mihitsy no efa vonona ny hiodina. Ilay vhv any ivelany mba manandrana sy manararaotra. Koa raha miahiahy ilay tompom-bady, dia tsy ilay vhv any ivelany no tokony ahatezitra azy fa ilay lhl vadiny no karakarainy tsara sy ambesany tsara . Alamino tsara ny fifandraisanareo ao an-trano , ny vhv any ivelany tsy afaka sakananao!


tompon'ny sujet>hahaha...raha tena tsy misy kianina hoa enw dia tsy tokony hivovoha aty @forum aty mihtsy satria enw milaza fa tsy mahatoraka anao ilay vhv.fa tsy zay le cas...donc,tsy mahatoky valeur b tsotra izao sad raha tena enjana maninona raha tonga dia any @le vhv direct no mivovoha fa tsy ato @tsy misy mpahita ato no miseho role b!!!


Ny lhl dia :1/olom-belona2/manantsaina tompon'andraikitra @zay ataony3/manana ny safidiny na hanaja anao na tsia?4/tsy azo sakanana @zay tiany hiarahana ,mahafantatra tsara izay ataony5/olona afaka mandainga na tsia arakaraka ny fanajany anao6/olona afaka mifehy tena raha tiany enao ,sy maharitra ny mena miraviravy7/En aucun cas tsy enao no mifehy ny ao andohany na ny sipa ivelan'ny trano @zay rehetra ataony,fa izy irery ihany 8/Noho izany tompon'ny tenany izy @ izay ataony rehetra,sy manana loha ngeza be hieritreretana hoatrany ny vhv koa9/ enao miady @ olona noho ny lhl no hita hoe déséquilibrée misy tsy feno ao anatinao dia mikotsana enao10/raha nilamin-tsaina ianao tsy namoaka vava be eto @ forum11/Alohan'ny hifehezanao ny olona tsy fantatrao sy ny lhl nao dia ny sainao aloha fehezina tsara,ny fitondran-tenanao atao tsara12/Fa matoa izy manao ny ataony ao raha,tsy voatery hiankina aminao foana io ataony io,fa mety vice fotsiny aza...................../


ouououou.... nivoaka daholo ny ikalajilamôla rehetra2 vo notairana kely, vakiana fotsiny ny avendranana rehetra tsssPsy/olom-belona2/manantsaina tompon'andraikitra @zay ataony3/manana ny safidiny na hanaja anao na tsia?4/tsy azo sakanana @zay tiany hiarahana ,mahafantatra tsara izay ataony5/olona afaka mandainga na tsia arakaraka ny fanajany anao6/olona afaka mifehy tena raha tiany enao ,sy maharitra ny mena miraviravy7/En aucun cas tsy enao no mifehy ny ao andohany na ny bandy ivelan'ny trano @zay rehetra ataony,fa izy irery ihany8/Noho izany tompon'ny tenany izy @ izay ataony rehetra,sy manana loha ngeza be hieritreretana Psy marina ianao :-langue


vehivavy adala enao >> tsy nitsara anao mihintsy a azafady an! fa ra io hevitra noteneninao eo ambony io no nosoratanao tany @voloany indrindra d oziz a oe tena izay tokoa no fahendrena ary marina io, fa nenao vava no nataonao oe mety efa tokantrano mikorontana ko nenao sns sns afaka verenanao vakiana ny nosoratanao d enao iany d afaka mamaly ny tenanao oe "mitsara tokoa enao" na ny pseudo anao iany aza! Tsy niteny mihintsy ko a oe ndao hiray hina anafay ny vehivavy misary zoro fa ozy a oe tokony miaraka mijery solution fotsiny. Erahana mahalala ane fa tsy mety ilay izy e! Fa eto zao d bdb ny vehivavy d tsy tahoatra tsy henatra d mandrangitra, tonga d hita b anie fa tsy mahatanty ny tomponŕ sujet saingy tsy niteny izy fa teto no nanala ny fony e! D tena adala tokoa ve izany? oziz enao tsy mahay mandray hevitra zaraina a, ny hevitra zaraina ane hevitra aroso ra mora mora tenenina kokoa e! ka nenao vava no narosonao fa rehefa niteny anao a zay enao vao oe zao sy zao! avereno vakiana fotsiny zay lazainao oe hevitra nozarainao hatr@ voloa d ampy amalinao ny fanontanianao zay e! D avelao zay vehivavy misary zoro any anao zay tiany atao, fa nenao no anaro ao antrano ao fona, tadidio fa anao io antrano fa rhf any ivelany io ny fiaraha monina no miaraka aminy! Avelao foana anao ny hataony ny any ivelany fa sao d tsy matoky valeur enao ra miteny; fandrao efa lasa lavitra ny vitany ka zay enao vao oe tsy nampoiziko! tadidio koa fa ny devoly d miasa mafy animbana ny fahasambaranao ka plus enao manome vahana anazy plus izy manjaka ka asakasakao fa hevitra zaraina ny ahy fa tsy fitsarana anao velively.xxx>>> ho anareo vehivavy rehetra tsy tahoatra tsy henatra mamoaka vava eto ireo; tadidio fa ny tody tsy misy fa ny hatao no miverina ; ary ny ratsy atao d miverina amin'ny manao azy fona ; fa tsy anareo mantsy izao ny nify marary ka hainareo tsara no miteny oe paracetamol hoanina fa tsy misy dikany io e! ndrao tonga @toeranareo ka na hihinana doliprane double dose aza tsy ahasitrana anazy akory.Hita taratra eto ny maha ambany fisainana ny vehivavy; zao daholo ny mahatonga ny famonoana olona sy ny fangalarana sns satria tsy mahay manaja sy mifaly @ anjara azony fa mitsiriritra ny fananany hafa foana.Ny lehilahy d araka io teniny psy eo ambony io; lehilahy lehilahy fona fa matoa izy mavita ny filandratsiny d enao vehivavy manambady ko zany no tena maivan-doha manaiky mamelatra; d mifalia fona manandrana ny anjaran'ny sasany sy mifaly @ fahorian'ny sasany fa vain'afo mitambatra ao ambony lohanareo ireny ary tsy maintsy ho avy ny fotoana irehetany; @zay fotoana aza mitabataba eto @ forum ndray d iteny oe nanenina ao naka vadin'olona na oe tsy mety mandeha ny fiainako


mampiomehy>ianao koa anie izany anisan'ireo nanenina dia mitabataba eto @forum koa e!Amiko,ny lehilahy tsy miodina sy hanaiky hadalain'ny vehivavy raha tsy misy zavatra tsy ampy azy ao.Ary raha milamina ve ny ao an-tokatrano dia andeha hitady hafa izy e!ka mandiniha aloha tena fa sao avy aminao no antony fa tsy tsapanao.ny lehilahy rehefa ampy fitiavana,tambitamby,fikarakarana sns...dia tsy andeha hitady any an-kafa izany mts.fa matoa izany izy eto voasarika dia ao raha,ka mieritrereta daholo fa aza malaky mifanome tsiny.Mandraisa andraikitra fa tsy rehefa eny an-tsandrin'olona izy vao hikoropaka daholo.Aleo misoroka toy izay mitsabo.Ny fandraisako ny an'sujet zao eto dia otran we raha tsy nisy an'ilay vhv nisary zoro @vadiny tsy niraika mts ilay madama.dia zao vao miraradraraka ny je t'aime je t'aime...efa tara loatra,teo izy tsy nahay nanararaotra fa efa voatsabon'ny hafa vao mikoropaka mitondra fanafody...docteur apres la mort.