image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ny ahy ny tena tsy azoko dia inona no atao mitabataba amin'ny tsisy dikany eto amin'ny forum rehefa hoe milay be ianao ary tonga lafatra ny vadinao fa tsy mandeha miaina ny fahasambarana fotsiny. Inona no mankarary ny fonao amin'izay vehivavy molamola nefa tsy mampihetsi-bolo-maso ny vadinao akory ?Sa te hampandry eritreritra fa efa mikorontana dia mody mitanisa sarisary mahafinaritra eto ? Ndana karakarao ny tokatrano.


Resa-behivavy marina,ny asa atao dia ny ankizy karakaraina tsara,mahamenatra na ilay sujet aza !


Ka inona moa no hampidiranao an-trano izany vomangabe tara @ vadinao izany. Tandremo n'a vomangabe aza izy met mananaa beauté intérieure mety tsy hanananao dia mety ho lasany ihany ny vadinao @ fotoana tsy ampoizinao. La vie réserve toujours des surprises.


za lehilahy fa mampime le nanokatra le sujet , azo tarafina hoe tsy matoky valeur, rha azonao antoka ny vadinao afapo, sns tsy miodina izany. fa io miankina amin'ny lahy sy vavy no mahatonga ny hiodina ana lahy izy na vavy na izany aza misy koa efa tena zay mihintsy fa tsy izy rehetra ! raha afapa ny lehilahy mi geste izy hoe tsy atakaloko ny vadiko izay mpanadala, ary raha tsra communication nareo mivady @ reehtra tsy hanao an izany izy na misy manadala sy mandrebireby aza !