Vita ve zany hoe tena mamela ny heloky ny vady???Ny vadiko mbola tsy nanao ratsy ahy fa raha saintsainiko @zao fotsiny dia miseho milay be za hoe hovitako na inona na inona ratsy hovitan'io vadiko io, saingy rehefa tena mandinika zah dia matahotra be.Misy indray aza lasa saina hoe sao dia misy zavatra tsy azo hamelana heloka aza???