raha hamonjy fivoriana momba ny droit de l'homme na ny hanoanana an antsimo, na hanao scrabble na echec, dia tsy dia maninona laotra, indray-mandeha isambolana na 2 volanafa raha kosa hoe hiaraka samy bandy, hiverina tamin revy mbola tsy nanambady , dia ataovy veloma dien'izao. efa complet ny avant ao, ao ry sylvie, ry tania, ry cynthia, karazana sipakely tafahoana amin lhl manambady mitolo-tena, hafaliana re zao! avy eo hay foana ny mandamina amin'ny madama mpiandry tranoataovy hoe anie" za koa andeha ", dia mihomana, fa mety mijanona tampoka hihi