araka io sujet io dia nanao kajikahy aho fa ita tokoa fa ts mis lehilahy ho vadiana eto tana. ts oe ts mis fa tena vits kel: jereo anie:2million no isan mponina eto tanaraha atao oe atsasan ny lehilahy dia 1million sisara mijery statistique dia 60% an malagasy dia latsaky ny 20 taona ary 10% efa hantitra. noho izany dia 30% sisa ny lehilahy izany hoe 30 000 sisaamin ireo 30 000 ireo anefa, arka ny statistika, dia 65% no milaza fa kristianina dia lasa 19 500 sisaary satria izaho protestanta dia mba tiko ho protestata ny vadiko. nefa amin kristianina misy dia eo amin atsasaky ny kristianina no katolika na protestata dia lasa 9750 sisa izanyazo lazaina fa bola misy espoir ianyamin ireo 9750 dia maro tsy anasa, ts manana revenue stable, ts manana fasahiana ny anabady izay everiko fa eo amin 60% eo ary manome salanisa 40% sisa dia manome 3900 sisa amin ireo 3900 reo anefa dia 75% ts mifanaraka amin gouako sy mety tsy tia ahy ary lasa 25% amin reo zan no choix azoko atao. izan oe 950 sisats oe mitady olona parfait fa ny mpisotro taoka, mpangalatra mpijangajanga dia ts mety amiko nefa io toetra io mety hisy amin reo olona reo dia lasa mihena 700 izy izanyamin reo 700 ireo anefa dia mbol mis olona mifidifidy firazanana, na loko oditra na ny mety farpiainana dia lasa 350amin reo 350 mety hisy ts azaka ny toetrako ka lasa 150 sisaary misy ny mahantra sy pelaka ary ratsy tarehy be de lasa 5 sisaka soa iany fa nomen Andriamanitra vady tamin ilay 5 aho. youpiiiiiiiii!!!!