Fa maninona kay ny lhl rehefa tsy miasa ny vadiny dia hilana vaniny sy hanaovana toetra tsy zaka ilay vhv e?atao daholo izao rht izao mba hiasan'ilay vhv.Fa ianareo moa mieritreritra fa fiadanana b sy mipetra-potsiny izany hoe mijanona ao an-trano izany?Nefa raha misy ny olona tena miasa mafy dia ny vhv mijanona ao an-trano.Ny fivezivezena hatao isan'andro angamba raha natambatra efa nahatonga tany mahajanga.Tsy fanatrareo mihitsy hoe ny raharaha ato an-trano anie no tena madreraka sy henjana mihoatra ny asa any ampiasana e.Nareo mipetraka sy manoratra ftsn any ampiasana fa ny ato an-trano tena hilana sandry mihitsy.Mba mijanona kely herinandro ato an-trano nge nareo lhl e.Dia rhf miasa indray ilay vhv dia mila vaniny indray ilay lhl hoe tsy mahafa-po ny zavatra vitan'ilay mpanampy.Fa inona ihany izan no hatao anareo lhl mba tsy hanakiana intsony e?Mba samy reraka koa anie