image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Zaraiko aminareo eto ny halaheloko fa tsy hitako intsony izay atao, milaza ary manizingizina amiko ilay olon-tiako hoe tokam-po hono izy, mandohalika izy ary sahy ho kapohina amin'ny baiboly mihitsy hono fa tsy misy an'izany. iza anefa hitam-poko hitam-pirenena any ivelany any fa mampirafy gaigy be :-cry


Rehefa mbola tsy nahita aloha ianao dia aza miteny fa za efa tratran'izany. Lasa mihaino olona ianao dia tsy mety. Tratraro mihitsy aloha vao mi-douter azy ianao fa tena mandratra mihitsy ny tsy fahatokisan'olon-tiana. Efa teo aho no niala. Fialonan'olona dia ny fifankatiavanareo no rava. Raha efa miresaka baiboly zany izy, mba omeo fahatokisana ihany fa sao enao hanenina raha olona tsara izy ka ho lasan'olon-kafa.