Misy bandy kely miaraka manao formation amiko efa saika niaraka izahay fa izy no tsy nety fa hoe tsy tia mampirafy izy fa mbola misy sipa miaraka aminy,zao indray izy milaza amiko fa hoe afaka miaraka @zay izahy fa efa nisaraka izy sy ilay sipa niaraka taminy niteny azy aho hoe omeo ahy ny num sipanao anotaniko raha efa nisaraka marina nareo izy tsy mety manome fa hoe manahirana, tia azy aho fa manahy sao dia ifamerina ihany ry zareo sa iarahana ihany izy