Salama daholo,Lehilahy no manoratra,Tena henjana fa izay atao tena tsy mety mihitsy @ ilay resaka fitiavana: - Tsy mahazaka sipa mihitsy nefa mba manana ny maha-izy azy ihany ny tena (niveau d'études,profession, salaire raisonnable,place eo @ fiaraha-monina mbola tanora nefa tena hajain'olona tsara mihitsy no sady manaja olona)- Tsy miavona fa mba cool envers tout le monde ihany fa eee!- Ny sipa ketrehina eritreretina fa efa ho poensa dia tsy tafa tampoka indray, tsy fantatra hoe ahoana fa tonga dia rava ho azy ny fifandraisana- Izaho anefa mba azo atao hoe manam-bola ihany fa tsy dia hoe sahirana manao akory- Efa wen @ fiaraha-monina fa tsy mba mitantana sipa mihitsy dia mety mieritreritra ry zareo fa pelaka izahoMba toroy hevitra ry zalahy sy ry zavavy fa tena tsy azoko intsony izy ity.Merci les ami(e)s :)