Salama daholo,Za lehilahy, manana olon-tiana, tena mifankatia sy tsy mifankafohy izahay roa, satria efa imbetsaka no nisy fotoana niady d tsy niresaka andro vitsivitsy fa tsy andriko sy izy no iresahana indray sy hifankahitana.Taty aoriana, d nisy olona nifanerasera taminy amin'ny resaka asa, fa nandeha ny fotoana d la olona io manao avance aminy, misy fotoana tady hangalatra oroka aminy (ny ankiziko no mitantara amiko), fa ny sipako no mi-rassure amiko fa tsy atahorana fa mahazo teny mafy le olona raha vao mihadaladala eo.Izaho miezaka mahatoky azy, na dia saropiaro mahafantatra an'izany. Fa raha fantako hoe mi-insiste foana le olona io, sao d tokony ferako izy tsy hihaona aminy, sa mahatoky ny sipako fotsiny aho?Rehefa miantso ny ankiziko le olona, ka miteny ny ankiziko hoe, miaraka amin'i D... aho, d tonga d tapahin'ny le oul le antso. Rehefa miantso weekend le olona d mihevitra izy oe manao zvt vetaveta izahay roa d mba aleony miantso satria zay sisa no azony atao.Inona no atao? mahatoky ny olon-tiana, sa le rafilahy tokony tenenina tsy hanelingelina?