arakio sujet io de tratrany coussinet nihodina aho, ny coussinet 4eme am vilb no tratranle nihodina, de naka meca de natao sarika ampandrina zany oe novahana fotsiny ny carter de teo no nijerena ilay cousinet, ny 4eme hoy aho no nihodina de tao amle meca nanao azy nisy coussinet de napetaka ilay izy, rehefa nanotany le meca aho saode tratra hoy aho ny vilb fa tsy manina aleo rectifiena ref tratra dia ny valiny de hoe tsy manin io fa aleo ty coussinet ty iany no soloina de vita io, napetaka le iz natao daholo ny verification rht, vita ny montage de novelomina ny fiara. ny fanotaniako de zao rehefa miralentir sur place le fiara de tsy mis feo fa vao accelererena de mis feonjavatra toy ny coussinet maneno ka mba te HANOTANY AHO OE TSY NETY TAMINY VE LE COUSSINET NAPETAKA SA LE VILB NO TOKONY RECTIFIENA SA TOKONY IZ 4 TOKON NOSOLOINA AVOKO A. MBA AMPIO FA TSY MAHAYLe fiara de polo 3 phase 2 moteur essence 1.4L