Ny consommation an'ny fiara voalohan'ny indrindra dia tsy mitovy amin'ny lazain'ny constructeur izany. Publicité mensongčre daholo ireny matetika, lazain'ndry zala fa 6L/100 km ohatra fa en pratique ny dikan'izay 8/100.Maro koa ny olona milaza hoe zao ny consommation'ny fiarany nefa tsy tena nanao mesure tena réel ankory.Faharoa miankina amin'ny zavatra maro be io fa tsy hoe hitovy daholo na fiara roa mitovy tanteraka aza. Ohatra hoe poids olona sy entana entina, pression pneu misy tsy ao kely, ny toetrin'ny andro amin'ny enao mandeha, ny traffic, ... fa indrindra indrindra ny fomba fitondrana an'ilay fiara.Raha mitondra amin'ny fomba somary maherihery setra, agressif hoy ny vazaha, na koa hoe conduite sportive dia mazava hoazy fa na fiara 1.6 izany aza tafiakatra 12 L/100kmRaha enao tsy dia mampiditra 5čme firy, dia taritina amin'na régime mihoatran'ny 3000 tour ny moteur, mazava hoazy fa mihinana be.Raha enao kosa anefa manao conduite économique, tsy avela mitrena be ny fiara, anticipena ny zavatra hitranga, dia frein moteur no tena miasa fa tena kely fotsiny ny manitsaka frein, mety tafidina any amin'ny 5.5 L/100 km any.Conclusion zany: miankina zavatra maro be io, fa tsy nisy nahita ny condition nitondranao azy, fa mety hoe ao anaty normale tsara io.