image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama isika rehetra,Mba ady hevitra misokatra ity ny hevitrareo amin'ny comparaison avantage sy inconvénient avy ny moteur essence sy diesel rehetra. Mba hahafahana manao choix tsara no tena tanjona.Marihiko fa mba hezahina ho objective kokoa fa tsy atao hoe nena essence dia izao na nena diesel dia izao.Ireto no fantako fa tsy aiko hoe izy rehetra ve ireto.Mazava be tsy azo discutena, mora ny litren'ny gasoil nefa raha fiara roa mitovy marque kely foana ny consommation litre au 100 km ny diesel nohon'ny essence.Raha io no jerena dia tokony hoe tsy hisy fiara essence intsony fa diesel daholo izany nefa tsy izay ny zavatra misy.Ka ny fantako dia hoe ny diesel indrindra fa ireto tato afara misy turbo ireny dia sophistiqué loatra ka tsy tena fiable fa matetika misy panne, nefa lafo be ny vidin'ny pičcen'ny. Eo koa ny milaza hoe ny qualité ny gasoil amidy eto ilay faran'ny efa ratsy indrindra ka vao maika mampitombo ny fahasimbana matetika ka lasa tsy misy dikany ilay tombony azo amin'ilay vidina gasoil.Ireo diesel tsotra efa tranainy indray anefa kely aina, kely acceleration, tsy misy ambiance mihintsy.Ny essence mora kokoa ny maintenancen'ny ary par nature fiable kokoa fa ny consommation tena ambony be.Inona no fanampin'ireo nanaovanareo choix hoe aleoko essence na aleoko diesel?Misaotra

IZao no mba hevitro : Raha fiara lehibe aloha, 4x4, utilitaire, camion dia aleo diesel foana.Raha fiara kely indray dia arakaraky ny marika sy ny modelen'ny fiara.Misy constructeur tena mahafehy ny diesel, misy tena tsy mahafehy mihitsy. Na fiaran'ny contruteur mahafehy diesel aza mbola misy ny modčle raté, izany hoe, mila mahay tsara ny fiara ho vidiana fa tsy dia tena azo généralisena. Misy koa ny essence raté fa tsy ny diesel ihany.Ny diesel commonrail no tsy mahaliana, fa aleo essence carbu na injection tsotra. Tandremo fa ny essence injection directe koa tena malemy sy saropady !!!Raha fiara kely, toute génération izany no resaka (tranainy sy recente), ka diesel tsy commonrai no resaka dia :En général, amin'ireto constructeur ireto dia aleo diesel (tsy commonrail) toy izay essence :- Toyota- Nissan- VW, Audi- MercedesAmin'ireto constructeurs ireto indray, dia aleo essence toy izay diesel :- peugeot- hyundai- renault- bmw- honda

Ny hevitro dia izao, misy karazany be ny fiara @ izao, na diesel, na essence, misy tsara sy ratsy daholo, fa maka hevitra namana na havana efa namiasa rehefa hividy marque iray, fa ny hoe diesel na essence dia miankina be amin ny situation sy ny hilanao fiara , za zao nampiasa voiture plaisir nandritra ny 15 taona , dia manakarama foana rehefa mila zavatra mazefatra kely tanterina, dia hitako fa somary sahirana satria nitombo ilay taterina , miasa tena, ilay mitady sy miandry mpitatitra dia efa lany fotoana be, indrazindrazy voafitaka, za mpamboly no asako, dia nosoloiko pick up diesel , mahavita ny ataoko rehetra, mety hoe tsara ny manana roa raha misy ny vola , fa ny ahy iray ihany no vitako ,iray aza mbola enjana ny mikojakoja azy, fa mety be amiko ilay pick up efa 5 taona izao