Mba omeo hvtra azfad , lhl no manoratra:Mis vhv 18 ans zay miaraka @ko fa mbola 02 mois zay ny fiarahanay .Hatreto aloha milamina ny reska fa ny mahagaga ahy Za fôna no manao premier pas.Normal ve zany?Mandfa sms za indraindray ts valiny ts haiko ny antony.Rehefa mifanena zahay roa dia ts mahajery ahy iz , rehfa hifanoroka moa de za ihany no manao action fa iz ndray de manaraka ihany .Ka mba omeo hvtra hoe tia ahy ve io sipa io sa ...?.Sa mila patience koa zah ? Zah moa efa miasa fa iz ndray vao afaka BACC teo.Ary vao afaka bac izy dia za fona manoro hevitra azy satria za nanao Gestion de izy koa tafiditra hanao gestion..Sao de reska ohatran zan fotsiny ny aoantsainy hoe lay conseil avy aty @ko , sns...