salama daholo,Raha ny hevitra avy @nareo, mety sakana eo fitiavan'ny olona 2 ve:- ny taona- fiaviana- ny lokom bolokoditra- ny fahafahambidy - ny havam badysa rehefa tena eo ny fitiavany dia tsy misy dikany ireo?