Inona no mety antony mahasarobelomina an'ilay fiara satria taritina 5 ŕ 10s ny démarreur vao velona ny moteur? Manditra izay fotoana izay dia feno affichage ny tableau. Rehefa velona dia miverina @ laoniny ny affichage fa ny famataranandro no niverina manomboka 12.00 indray. Misy fotoana miraikitra ohatra ireny mi-coince maty bague ireny ilay démarreur na tsy mahazaka ireny intsony ny batterie.Misaotra mialoha anareo.