image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

zahon ilay izy, niaraka 1 et demi zahay roa, nisy fotoana aho efa bevoka de izaho tsy nanaiky fa aleo asorina,fa izy tena nanda mafy mihitsy ny anasorana azy,nasorina ihany mo ilay izy ny farany,,niaraka ihany izahay, am izao dia bevoka indray aho ka de takapevitra ny itaiza , za ko mo efa miasa rahateo, saingy izy indray no misalasala,,, rehefa niresaka sy nandinika ela de tapakevitra fa irosony olana dia, izaho ihany hono no sipa niaraka tamin'ny ka nanao rs taminy,ka tsy mbola nahita fiainana firy hono izy,, tena marina io satria ny ex-ny dia juste relation 3mois max fa rehefa mba te anao firaisana izy dia maka ireny am sisin-dalana ireny,,, itako tia ana izy saingy matahotra aho sod ijaly any aorina any satria izy mbola te anao fiainana


eee tsy tafiditra ao anaty tokantrano akory ve dia efa misy resaka tahaka izany? zany hoe raha manitsaka anao izy any aoriana dia afaka hiteny hoe "izaho nga moa tsy efa nampitandrina anao?" tsy manana ambara firy aho ankoatra ny hoe diniho tsara. ny fitezana zaza iny, resaka hafa, vitanao io na ianao irery aza. ny jaly ampanambadiana koa zavatra hafa. diniho tsara


Tena resaka ara-nofo be fotsiny ny anareo izany fa tsy mba misy tahotra an'Andriamanitra na ny kely aza, efa namono olona indray mandeha dia tsy misy nenina ve.Miangavy aho mibebaha @ JESOSY KRISTY dia atolory AZY ny fiainanao , ka soratra any @ Mairie atao dia ampy


-+- anaka sosS -+- misaora ny tompo ianao ary mibebaha tamin'ny mbola nanomezany anao fotoana ahafahana mitoejaza -+-fa izaho kosa de ivavaka @ tompo ny mba tsy anomezan' andriamanitra zanaka ireo mpanala zaza -+-BISHOP ROALAHY


Aza mivadivady foana. Hampijaly io zaza io fotsiny ianao. Olona tsy vonona amin'ny tokatrano akory ianao fa vehivavy adala tsy mahay manidy fe fa mitoe-jaza lava tsy am-pisainana.Aza mivady aloha fa mipetraha fotsiny. Rehefa teraka ianao dia hitanao raha hitombo ny fahamatoranao dia izay vao miditra amin'ny tokatrano. Raha izao ianareo no miditra ao dia hiady fotsiny ary hanimba ny fiainan'ny zaza.Tena ianao vehivavy no ataoko antony tsy hivadiana fa tsy izy lehilahy hoe tsy mahita fiainana. Ary raha manadihady kely ianao dia ho fantatrao fa noho ianao no mampisalasala azy fa tsisy an'izay hoe tsy nahita fiainana izany. Olona mandeha eny amin'ny sisiny ve dia tsy nahita ahoana ?


Ô ry tompon'ny sujet a, ny zazakely hifanarahana ny fanaovana azy fa tsy accident toy izao.Olona tsy tia anao ve no hidirana?Tsy mana-kambo mihitsy angaha sa tsy mahavita tena no tsy maintsy hanambady olona tsy miraika aminao akory?Vao tsy manomboka akory ny tokantrano dia efa izao?Atsy ho atsy dia hiverina eto ianao hitomany sy hanenina.