image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

tsisy bandy hinamana aminao zao fotsiny raha tsy misy sexe


namana ngeh no resakareo eh !Sa.... na namana aza dia miakatra foana lery ao anaty patalou ao ?Hahaha !


Ny toetranao no tena asehon'io zavatra lazainao io fa tsy ny lehilahy rehetra, na ny lehilahy amin'ny ankapobeny akory. Aza dia terena ho ratsy foana ny zavatra tsara vitan'ny hafa raha toa ka tsy vitanao. Ianao sy ny namanao angamba no malemy saina tsy mahavita mifehy ny ati-pataloha, dia lokoina ho ratsy ny finamanana iainan'ny olona maro hafa :)