image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra izay sendra tafajery an'ity sujet ity.Tsy aiko fa maditra ilay sipako izay, betsaka ny messages hitako tao anaty téléphone-ny, misy ny olona mitatitra aty amiko fa tazanay niaraka tamin'ny vehivavy ny sipanao, sy ny maro. Fa dia tsy hitako fa angamba 30min eo ihany no tezitra aminy fa dia toa adinoko daholo ny zavatra nataony, tia azy foana aho.Azon'ody ve sa maninona aho?

Tsy azon'ody fa tsy mahafantatra hoe tsy hajain'ny olona sy handaingan'olona sy hivarotan'ny olona saka belodia avy eo dia manambady an'iny ihany,dia rehefa vonoiny any antokatrano dia mivadika titre fotsiny ilay sujet lasa (problčme conjugal)indray, Dia wa wa awa be mahafeno 2pejy nefa resaka azo fitinina @ teny iray hoe: TSY NAHAY NISAFIDY AHO!dia voa @natao