image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bsr daoly,maty calculateur d navadika carbu le izy,essence ilay fiara fa ny olana dia ts miakatra normal n'y essence hany ka ra vao ambanimbany n'y carburant d maty ho azy ilay fiara,inona n'y solution mb hialana amzay pb zay fa tena mapijaly b le izy,msotra antsik mamaly


cal*****ateur > Efa voalazako etsy ambony etsy fa raha vam cal*****o avadika carbu dia ny tena blem dia ny mi_gavé ilay carbu donc ny anao asivo pompe de gavage kely ireny dia tsy mila pompe matajaka akory fa eo aminy 0.5 ŕ 1mbar dia efa mety satria saody manimba ilay pointeau raha mafimafy ny pression.


Mba hanontany.aiza no mpanao carbu le atao mitsitsy fa mi bouffe bé ato le vols Jetta kely,misaotra.


Misy betsaka fa mangalatra essence,aiza ve de essence sy tapany hono vo mahadio carbu


Eny Andavamamba akaiky ny shell mande d Bertho tadiavina fa lery nanao ny anah.