image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Iza ihany ary! Tena efa betsaka ihany izay efa noarabaiko izay. Ny zanany ary efa lasa daholo! Inona no atao e? mba toroy hevitra ry reto a


Ankino amin'Andriamanitra. Hainy ny manome ny sahaza anao


tena mitovy cas isika, za ary vevavy meraba mpandalo fa eeee


Fa maninona ary! + tsss met >>>>> nareo zany no tokony hifapi-haraaba!!!!!jero ko ao @ ts mahita vady ao fa bdb aza arabaina ao!!! aza mitady alavitraeeee!Nareo ko alo sôde mifidy arabaina ka tsitanareo miits l olona miarahaba anareo isan'andro aoeeeee!


Ary raha asiana "talc" indray, fa sao dia "tsembon-tŕnana" loatra no mahatonga izany? :-langue


Fa maninona ary + Tsss met : Mbola manana tombony ianareo hianarana ny famantŕrana izay vady sahaza (natokan'ny Mpahary ho anareo).Betsaka no tafiditra ao anaty tokantrano lasa tambesaran'olana sy fijaliana satria tsy nisafidy ny natokana ho azy (tsy mahay mamaky ny baiboly mikasika ny fanorenana fanambadiana araka ny Tenin'Andriamanitra).Misaora azy noho izay tombony nomeNY anareo izay.