Ankino amin'ny Tompo izany fanontanianao izany fa Izy manana ny ampy.Amen!
Ankino amin'ny Tompo izany fanontanianao izany fa Izy manana ny ampy.Amen!
efa hitanao ny nanambady efa nahazo taranaka ianao ka maninona n hilingilinga hanambady hitaiza zanadrafy indray aza itady problčm ę nifankatiava aminy olon iray manaja sy tia anao dia ampy ny tsirairay ihany no mandahatra ny anjara ny lahtrany mety ny décision noraisinao satria nkizy hiaraka hipetraka zany ve sy hifankahazo tsy mety an hiteraka ady eo ndray
ZavatsoaMba misy nanoina ny foko ilay teninao hoe ,be forongo ilay rangahy nangataka anao ,matoa anie izy ramatoa ry mila namana dia mba ny masaka ao an tsainy ,ny hoe hanana namana hiara hiatrka ny fiainana ,hifampizara ny mamy sy mangidy ,ary tsy diso ny heviny satria ianareo samy maty vady ,nefa ianao vao nahita ny forongony (zanany ) dia toa mahita lazaina sy miala bala .Tsy misy hifanerena io rahavana ,fa raha olona manana fo ianao ,dia vao nahita ny forongony ianao dia tokony nampitombo ny fitia ,fa tsy misy aminao le izy dia hiala ianao .Tsory fotsiny aminy hoe tsy mila lhl be forongo aho hoe ,fa olona kely forongo sy be fitia no hilaiko .
eny e mety ho fomba fiteny kosa alo le hoe forongony fa tsy dia hitarina be ilay izy fa amiko kosa rehefa hifanarahany ilay tsy hiaraka dia efa zava-dehibe izay satria aleo ety amboalohany dia tsy hotanterahana toy izay efa tafiditra vao hisy fikorontanana be, ka amiko tsara rehefa nahatsapa mba hialana @ romoromo satria ianao ihany no nilaza ery aloha fa misy sahady ny zanakareo tsy mifanaraka