aleoko ihany notsatohanao antsy aho iny alina iny dia vita ny tantarako toy izay niaina fiainana feno fiatsarambelatsihy nandritra ny 15 taona :-cry:-cry
aleoko ihany notsatohanao antsy aho iny alina iny dia vita ny tantarako toy izay niaina fiainana feno fiatsarambelatsihy nandritra ny 15 taona :-cry:-cry
matin-kamboConseil kelyReraka aho ary tena reraka, tsy itako intsony izay atao, omeko iny sa ataoko ahoana sa hiantsona pasteur sa inona?Ny tsy fantatro koa anefa sao dia efa mamboly toeran-kafa izy ary dia mety efa mipetraka2 ny any fa izaho no miaritra ny mafy sy ny mangidy eto.Dia ho sanatria, izany ve tsy diso fitiavantena diso tafahoatra loatra, fa maninona aho no dia ampijaliana toy izao, sady tsy anao tsy ho an'olon-kafa!
misy zavatra ireto mba tsara hojerena :-ny gadra sy ny mpanagadra dia samy iray toerana ihany : samy ao anaty fonja ary samy voageja ao : ny vahaolana dia na mivoaka ny fonja ny gadra na foanana ny fonja na miala ny mpiambina.Tsy misy mihitsy gadra sy mpiambina izany ka iray loha sy iray fo fa zavatra tsy afaka mifangaro toy ny rano sy menaka ireo.-izaho dia tsy mba mankasitraka ny hoe misy fampijaliana ka hijanona ao anaty tokantrano izany noho ny zanaka : ny lahy sy ny vavy no fototry ny tokantrano fa tsy misy idiran'ny zaza ka rehefa tsy mifanaraka ireo dia afaka misaraka : tsy aleo ve misaraka dia manana vatana sy fo ary saina salama miampy fiainana milamina , toy izay mifanadala maraintsihariva eo dia antitra tsy fidiny sy mialoha lalana an' Profesora eo ?tsy ho verin'ny ho zanakao sy ny ho zanany ireo zaza ireo na misaraka aza ianareo.-tsy vonona ny hiala fa tena vonona ny hiaritra ny olona mbola mieritreritra ny antony ijanonany ao anaty tokantrano : ny fiafenana ao ambadiky ny hoe zanaka , fiaraovana ny haja amam-boninahitra , voady tamin'Andriamanitra .... fa jereo fa na tapahana aza ny sampan-kazo raha mbola eo ny fakany sy mbola misy mitsimoka ety ambony dia maniry foana izy . Raha tany am-piasana tokoa mantsy no misy manalika toy izao dia angamba ianao efa ela no nametraka démission.-farany : raha maty eo ianao dia : ataon'ny olona hisotroana kafe fotsiny , ary io lehilahy vadinao io no hihinana ny harena noharianareo rehetra ary ny volam-pamangina rehetra hanaovany revy fa ireo zanakareo ireo dia ho botokelin'izy mianakavy.Herinandro eo ho eo ihany ny rehetra no halahelo anao fa vao dify izay dia miverina amin'ny laoniny ny fiainan'ny rehetra : na ny vadinao , na ny zanakao, na ny havanao indrindra ny havan -dramose !fehiny : tsy aleo ve misaraka dia samy milamindamina e ?
theorie ny ahy ty fa tsy eo am toeranao za Sur za zao f mba mahazohazo aina enao miresaka eto esika mety itovy ihn ny tanjona = mitady fahasambarana mitady filaminana Miezaka ny tsy arary fo Ny zvt tsara atao voloany de miezaka ny o indifferent aminio vady io = mampirafy izy tsara tsy mampirafy izy tsara |Tia anao izy tsara tsy tia anao izy tsra Manao aminao izy ankafizo tsy manao izy tsara sns sns Midaroka izy ereto Tsy midaroka izy tsara Aza mitomany eo imasony zany intsony Ary aza malaelo eo imasony na imasony havany sns Araraoty ry se rhf manao mission any a Mba manalazy ao antrano fara faratsiny Manao kaly ze tena revenao sns eeOzy le vadiko zay oe manin hono nareo vhv tsy manao otrany lhl oe tsy mavaky loha -- teo vo tsapako oe tsy tsapany lhl ny tsapantsika Enao to manana internet ihn Ka manin mo ra manao compte genre FB fake ee De miresaha mafinaritra b aminolona ao na tsy fantatrao aza eee Bdb ny zavatra fanaony lhl mila enarantsika ary tsy evident amitsika vhv le izy Otrany zavatra tsapatsika tsy evident am lhl ihn On ne vit qu'une fois Ary efa zava-dhb aloha ny nanalanao ny fonao teto am forum Courage de profite de la vie
tsy marina kosa hoe ny tsapan'ny vehivavy tsy tsapan'ny lehilahy : samy manana ny zavatra tsapany ny tsirairay fa ny vokatry ny zavatra tsapany sy ny fihetsika sy fihetsempo manoloana an'izay no samy hafa.andao ange samy hanao tanana ao anelakelam-pe izahay lehilahy sy ianareo vehivavy e: izahay mahatsapa zavatra 3 fa ianareo volony fotsiny : raha potserina ny anay ny roa dia mihoraka be izahay fa ny anareo raha ongotana dia mahazo volony iray tanana !ny olana hoantsika koa amin'ity resaka fitiavana ity dia ny tsy mahay mahalala hoe tsy tiana fa ny misisika ihany : izay anefa no andrasan'ny ankilany amintsika : ilay mijaly toy izay .izaho izao mino fa any ho any tena misy bandy tia an'--- fa tena tsy noraharahiany !
Ny zavatra tsapako voalohany am tantaranao dia indroa diso ianao raha teo anatrehan'ny vadinao ka zarany aza nisy ireo hi *******pabilisé - na anao mandrakizay. Ianao rahateo nanaiky io toerana nametrahany anao io. Dia manjaka tokana amin'izay izy na diso injato aza. Miezaha miala tsikelikely amin'ny geja mahazo anao1/ mihataha kely ohatra hoe 1semaine aloha rehefa ao antrano izy, ampisehoy azy fa olombelona ianao ary afaka miaina tsy misy azy2/ ampitomboy 1volana3/ rehefa tsy miova izy dia miala tanteraka, avelao izy eo