aleoko ihany notsatohanao antsy aho iny alina iny dia vita ny tantarako toy izay niaina fiainana feno fiatsarambelatsihy nandritra ny 15 taona :-cry:-cry
aleoko ihany notsatohanao antsy aho iny alina iny dia vita ny tantarako toy izay niaina fiainana feno fiatsarambelatsihy nandritra ny 15 taona :-cry:-cry
Efa nisy niteny foana teto hoe : rehefa tsy natao hiaraka ny olona dia tsy maintsy "hifanimba" (hisy déception) foana na rahampitso, na @andro ho avy.Tsy mino izany vé ianao ry ...?Tsy aleo manao zé hihatsarŕn'ny fiainana fa tsy manana fijery miiba toa an'io? Courage courage
Niezaka aho ny hanisy masoandro hiposaka isan-andro isan-andro t@ fiainanay hay kay mbola tsy maty foana ny fitiavanao an'iny olon'iny atr@zao, eny hianareo mianakavy mihitsy, naninona tsy nalaina vady izany efa niaraka nandritra 10 taona zany e, rehefa tsy Andriana ianareo dia nofiran'ny sipa ary dia tena nakarary ny fonao tanteraka satria nanantena,ary nanantena tsy misy, indrisy anefa izaho tsy naninona anareo mianakavy no toa nataonareo fanalana fo fotsiny.Sady tsy anao no tsy ho an'ny hafa ny tenako ankehitriny fa giazina tsy havela hietsika, mandrapahoviana???ramah< tena maro no mila ahy fa tsy afaka e, ho aiza eo! eny fa na dia ny zanako aza (3 ny zanakay)
vita tokoa ny mariazy t@ zany ary dia nakotrokotra, iza ny tsy ho faly, fety kah!3 andro taoriana ny mariazy nefa, nangidy tamiko iny andro iray iny izay nahitako ny sariny taloha izay mbola nataony tsara mpirina tao an'efitra nisy azy, iny anefa eo ihany fa noho ny nampafatariko azy ny fisian'ilay izy dia hatezerana no niainga, nisafoaka, satria dia norovitiko teo imasony, fa maninona? inona ny Antony? mbola tia ve, na azafady aza tsy nisy navoaka ny vavany fa ny alahelon'ilay sary rovitra no hita taminy endrina, nanomboka teo ny tsy fahasambarana rehetra no nitranga,nanomboka nikasy tanana, nanomboka nanao toera-tsy zaka daholo tsy rafozana, tsy zaobavy, fianakaviana.tsy nisy andro mihiratra intsony na dia tonga aza ny zazakely fa toa noterena ho masaka fotsiny ny fiainanay, atr@ zazakely avy no tsy tiany!Noteren'ny fiainana izahay mivady satria tonga ny zazakely ka notereny hitady vola @ izay aho, voatery aho nitady ny solution rehetra2, nangataka t@ Atra aho ny ahazo asa stable mety amiko ary dia voavaly soamatsara, vao maika anefa izany nampirongatra ny hatezeran'izy mianakavy.Fahoriana ny ahy isaky ny mody, isaky ny hisakafo t@ zany; hany ka lasa niteraka fanafitohinana sy fankahalana tanteraka,ary dia nanao ny tsy fanao tokoa ny tenako.Iny alina iny no nambarako taminy fa latsaka tanaty fakampanahy aho mba hi-soulager ny fiainako ary dia ny Ex-ko ihany koa nanaovako izany!Hatezerana, safoaka, endrika nivadika horera no hitako t@ zany, ary dia antsy no notadiaviny eran'ny trano.:-cry:-cryNifona, nangata-pamelana, nandadilady eran-trano nitomany no nataoko, nanaiky izy, nanaiky izy tsy hisaraka, nanaiky izy tsy hiantso RAD, saingy nanaiky am-bava fotsiny fa ny fony dia nihidy tanteraka nanomboka teo
... >>> 'zay vô mazava ny tantara, betsaka ny toy izany, rehefa ny lehilahy no mahatahiry "tantara" taloha dia tsy midika akory 'zay hoé mbola tiany ilay olona fa sahala @ zavatra rehetra voatahiryihany izany, tsy iny loatra no tena nahatezitra azy raha ny fahafantarako azy, fa ianao sahy nandrovitra izany sary izany araka io voalazanao io...Tsy mitovy ny conception'ny lehilahy sy vehivavy miatrika tranga iray, ny anao mazava ho azy fa hoé : "Mbola tiany io olona io"... ny azy tsy izay, mety misy importance (d'ordre matériel ohatra) aminy ilay izy, chacun a son secret, fa ny anao lasa fahasarotam-piaro.Eto 'zany dia tsy nisy nidiran'ilay olona @sary mihitsy ny olanareo fa iny efa any @'zay misy azy any, fa ianareo ihany... izy to fo mou ianao azoko an-tsaina tsara fa saika hanindry azy ( io ilay hoe : ... tsy nisy azafady).Ataovy izay mahasambatra fa efa ireo ny zaza é!
Nanomboka teo ny fiainako dia gadra no anarany, gadra mahazo liberté fa saingy avec menotte electronique attaché...Tsy mahazo mi-se premettre @ zavatra tsara intsony, tena ataoko hoe atr@ zavatra farany izay kely indrindra sy bitika indrindra ka atr@ lehibe indrindra.Vao jerena ny tenako dia vhv stressé be na dia atao hoe manana ny ampy aza izahay, manomboka hatrany @ voloko ka hatrany @ kirarokoVao miteny dia vo-tampim-bava, mahazo lavge de cerveau, kihana,...Niezaka aho tsy nivaky loha fa niaina izay fahasambarana azoko (na teo @ asa, fianakaviana, ny zazakely...)MandinihaNanomboka teo dia izy @ zay no nanjaka, ary dia nanjaka tanteraka tao anaty hatezarana, tsy mahazo miaina @ zavatra tsara intsony ny tenako, tsy mahazo maniry na mahazo zavatra tsara intsony ( męme atr@ sakafo hohaninay sy ny ankizy, tsy mahazo mihinana zavatra tsara fa rehefa vary sy laoka dia izay,), ny fanirina resaka trano sy fiara izany dia nofy raha ho hisy...mandeha mivoaka ianao dia misy lera, resaka RS dia izy no manjaka tanteraka, enao tsy mahazo izay fanirianao izany fa miandry izay ataony eo fotsiny! mandeha miasa dia izay ihany (raha vao misy resaka fivoriana, fety2, mission d'efa tsy mahazo, atao daholo ny excuse rehetra), resaka fidirana @ reny groupe2 olona mivory2 reny d'efa tsy mahazo, kihana foana no azo dia lavage de cerveau, fanaratsiana, sakana, tsy mahatoky tsony satria olon-dratsy ny tenako, ary dia tena ratsy ratsy eo imasony sy ny famille-nyNiezaka hatrany aho ny hanafina ny fangenjana sy ny menotte eny an-tanako? nanova fietsika, fitafy, fiteny, fitondrantena, fitaizana ny ankizy, rehetra2 fa tsy misy akony intsony!Inona zany no antom-pisiako eto an-tany raha izany.Miezaka mandresy lahatra azy aho, miresaka aminy fa kabary tsy valina, lazaina fa mila vaniny.Miezaka mamaha irery ny menotte eny an-tanako aho fa sarotra ary tena sarotra, tsy afaka ny handositra aho ary handositra nefa dia ho aiza (menotte electronique koa), tonga dia ho rava tanteraka ny rehetra2 męme atr@ asa kely izay mba nagatahako t@ ilay Nahary satria lasa mifampiankina be ny asanay (samy grande société no hiasanay mantsy)Kivy aho, kivy tanteraka, iza no afaka hamaha ny gadrako, hanafaka ny heloko...
Ianao ihany no afaka mamaha ny gadranao fa tsy olon-kafa. Tsy azoko ilay hoe mifampiankina ny asanareo, izy angaha no mampiasa anao ka raha misy olana ao antrano dia voaroka ianao? Raha zay ny olana dia mitadiava asa hafa, ataovy zay ahatonga anao mahaleo tena indrindra fa ara-bola ka ahavitanao ny fiainanao sy ny zanakao tsy miankina aminy, zay no tanjona apetrakao, ka na inona teneniny eo na inona lavage de cerveau ataony, dia enohy zany rahazodamosiko hoe fa ny objectif-nao banjinina, @ zay fotoana zay afaka @ io menotte io fa raha tsy izany ianao dia difotra tanteraka ao. Ianao no manameloka ny tenanao ary ianao ihany koa no afaka manala ny helokao, mivavaha mafy ary mitraka fa aza mitanondrika, jereo ny zaza fa mila anao. ianao tsy manana fahefana @ zay hevitry ny olona, fa manana fahefana @ tenanao kosa ianao mba tsy handaitra @ nao ny zavatra ratsy sy mafy ataon'izy ireo. Zay fa courage dia raiso antanana ny fiainanao fa anao io fa tsy azy
Reraka aho, ary itako samy reraka ihany izahay sy izy, izaho miezaka manokatra ny fony, izy ŕ chaque pas, ŕ chaque action dia toa manidy ny fony hatrany. Misy fotoana aho tena romotra tanteraka , te hikiaka mafy satria @ zao tsika miteny izao dia izy no afaka se permettre @ zavatra rehetra, ny tenako mahazo ny omeko tsy omeko isak'izay mitataika, tsy mahazo mikitika na otran'ny silakoho n'inona n'inona!CourageRamahNisy fotoana zahay sy izy niaraka nasain'olona ary sendra hoe haka sary t@ zay, nosakambinina tampoka aho mandrapahavitan'ny fakana sary fa tena otrany nahatsiaro fahasambarana vety2 tao anaty 1 minitra aho, ny azy toa nenina no hita teny @ endrina, olona lasa amboroa, very saina...no itako satria lasa2 tampoka ny tanany nentin'ny alikaola??? angamba?Raha tianareo ho fantatra anefa dia miezaka mitia azy @ foko manontolo aho, tia ny tokantranoko koa, nefa izay rehetra ataoko aminy sy izay omeko azy entina anokafana ny fony dia tsisy sitraka foana atr@zao!Menace-na mission lava zao foana no azoko, ary dia any izy, miverina dia mandeha, ary dia fičre mihitsy izy milaza amiko fa andeha mission ndray fa eo ianao sady arahiny fihomehezana! tsy naka lagy tsony aho na dia misy aza ny fahasarotapiaro-ko miainga kely ndray2 @ zay mety ataony any, manandrana miresadresaka aminy @reo mpiara-miasa aminy @resaka mission za tonga dia romotra izy, hatezerana no hita, mpila vaniny, mitady ady, matoria... tsy misy fanazavana fa tong dia paf! lamosina be no azoko.Tsy misy azoko atao ranomaso an-tenda ny ahy fa dia aleoko mangina ary dia hangina tokoa aho!
Tsy izy no tena mahatonga anao mijaly fa ianao ihany. Ny toetranao. Ilay toetranao hoe nila nandrovitra ilay sary teo imasony ohatra. Fa maninona no nila nanao an'izany ? Te hanjakazaka taminy ianao. Be dia be ny olona mahita sarin'ny ex am-badiny fa tsy ny olona rehetra no manana besion hitroatra hampiseho hoe sahiko rovitina eto imasonao ity. Tsy ilay fait hoe nandrovitra, fa ilay toetra.Mifandray amin'ny toetranao nila nanitsakitsaka azy. Azonao omena azy ny tsiny rehetra hoe ka ilay sary etc. Fa averiko hoe be dia be ny olona sendra izany, fa ianao isan'ireo olona manana ny toetra hoe nampirafy vokatr'izay.Be hambo ianao. Te ho ambony. Te ho mpanjaka keliny, izay no mankarary fo be anao eo. Izany no mampiteny anao hoe naleo notsatohana antsy.Mety mahatezitra anao ity teniko ity, fa raha tena naleonao tokoa notsatohana antsy, iza no misakana anao amin'izany amin'izao fa ndana ataovy fotsiny ? Toetran'olona be hambo te ho atao centre an'ny attention ny fiteninao. Rehefa tsy afaka aminao io dia hijaly foana ianao.Ny olona rehetra samy manana olana ara-panambadiana, ary samy mitondra ny olany eto ireo hitantsika ireo ... fa ianao manana toetra mi-delire noho ny hambonao.