image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra!ahoana ny hevitrareo raha miverina ho lasa lamaody ny mariazy amboarina?iza no itanareo oe tsara kokoa le RAD mitady vady ho anjanany sa ny tanora no mitady izay sahaza?Misaotra antsika mandray anjara amin ny ady hevitra


Na ny fanambadiana tsy namboarina aza dia tsy maintsy mba misy " mise en scčne" fa tsy hoe izay tinao rehetra dia ataonao daholo foana. Miankina amin'ny tanjon'ny ray aman-dreny no hitako hoe mahamety azy na tsia. Misy ireo ray aman-dreny tena mivaro-janaka. Tadiavina izay manankarena fotsiny dia hodian-tsy hita izay mahazo ny zanaka ao. Misy kosa ireo tena mitady ny fahasambaran'ny zanany, ary tsara amin'izay lafiny izany satria iza moa no mahafantatra ny zanaka indrindra raha eo ny fitiavana sy ny fifampidinihana foana tsy ny ray aman-dreny ve ? Ka izy ireo no isan'ny olona hahafantatra indrindra ny vady sahaza.


Manahoana ô, resaka amboarina ve sa misy zavatra hafa?


Tsy ilay hoe vady amboarina na tsia no hampety ny fiainana fa rehefa tsy tafahaona ilay anjara/Sahaza nomanin'ny Mpahary anao sy ianao, dia tadidio fa olana sy fijaliana foana no aterak'izany.


io na amboarina na tsy amboarina, rehefa tsy mifankatia nareo roa hivady dia tsy hisy fiainana milamina ny tonkantranonareo, ka aleo mifidy izay tiana atao vady fa fanambadiana lamban'akoho, ka sao dia afaka telo volana dia hoe hisaraka, sady efa lany vola pour rien nanao mariage, dia mbola hiala vola be koa hanao divorce, lasa double pertes