image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 32

Liga maimbo kely sisa zany no fanantenana mampamangy lesy ry kiki a, :-6mamangy @ fahoriana ho an'lisany mpiodana barcelone:(( :(( :((:((:((<MDR


Tsy i Barcelone mihitsy no tena tsy nahavita.Fa ilay foot nataon'i AS ROMA no ena tsy nahafahany nikofoka mihitsy :- Vatana- Technique- Tactique- Réalisme devant les buts.- ChanceL'AS ROMA révolutionne le foot-ball :- La possession ou la cir*******ation- La Technicité ou le talentTsy ampy intsony.Je ręve d'une finale : AS ROMA - Liverpool.


Nandinika indray aho ka izao no hitako et&#7923; ambanin?ny masoandro: Tsy ny haingam-pandeha no mahazo fandresena, ary tsy ny mahery no mandresy,..... satria mety ho azon-tsampona izy rehetra amin?ny fotoana tsy ampoizina.Mpitorinteny9:11


Rangotra,Mora kokoa ny manao pronostic rehefa 4 sisa ny Ekipa milalao.Matoa tonga amin'io dingana io dia mahay izy izay fa tsy kisendrasendra intsony : Match aller-retour.Ary i Liverpool dia ekipa nandrandrain'ny maro ho tonga finale no nahitsany.Toy izany ihany koa i As Roma.Zavatra efa sűr ny ahy no nilazaiko : Tsy maintsy manao 1/2 Finales i AS Roma sy i Liverpool, fa tsy pronostic akory.1 chance sur 2 ireo équipe ireo no hanao Finale.Fa izaho tsy niteny mihitsy teo hoe : Bayern na Atlético izay mbola omaly no nanao ny 1/4 de finales.Toy izao izany ny 1/2 Finales : Liverpool - As Roma - Real Madrid - Bayern.Dia eto aho dia afaka miteny ihany koa manao hoe :Faniriako :1čre 1/2 Finale : Real Madrid - Liverpool2čme 1/2 finale : As Roma - Bayern