image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tena niangarana mitsy aloha le Sučde >++soa ihany fa mbola eo ny Albiceleste :-kiss sy ry Messi ny hatahorana fotsiny hoe mety tsy hatakatra ny niveau nay <moi ny akamaroan'ny ekipa any Russie <MDR


Italie izany efa elabe no efa vizana, tsy misy relčve.Tsy miankina amin'ny anarana Firenena ny maha avo lenta na tsia ny lalao mondialfa miankina amin'ny star na vedette mandrafitra ny Ekipa.Raha vory lanona ireo super stars dia izay no atao hoe mondial milay.


Par: J. ISC. >> CPM tsy misy Italie tsy coupe du monde nahita an'ilay match ve klo ingahy io ę <hum


nena ny tena aihiko de isy ekipa outsider anaty quartio!!!!!!met isy panama na islande tampoka na perou andoto rano!!!!ny raimboto lo met souffle kel ian ee!!sad tsis netherland no tsis italy!!! f demi iany no fetra kaaa!!!


ki2 tifosi Argentine aza efa tsotsofina vao tafakatra.Io tsy fananana Firenena vitsivitsy ny coupe du monde.Fa fetin'ny baolina kitra io.Zavatra anakitelo no tena mitoetra ka raiketin'ny tantara :- Ny Ekipa mpandresy - Ireo mpilalao mendrika indrindra.- ary ny mpampidi-baolina be indrindra.Vavan'ny maty an-drano ankoatr'izay.


Jereo fotsiny ny tantara sy ny vokatra eTsy misy resabe izany.