image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Zany hono:"Selon l'édition dominicale du quotidien britannique The Guardian, Infantino aurait promis ŕ plusieurs présidents de fédérations africaines d'accélérer le versement d'aides ŕ leur fédération en échange de leur soutien ŕ Ahmad. ŤC'est un secret de polichinelle que le président Gianni Infantino et la secrétaire générale Fatma Samoura ont tout fait pour faire élire le Malgache Ahmad Ahmadťho hita eo ny tohiny


Aleo hanao eo ihany.Heveriny fa mbola eto Madagascar angamba izy, ka mbola afaka manao ny fomba fanaony.Ny filohan'ny Ligy no azony rebirebena.Efa mandeha any ny enqęte ataon'ny FBI sy ny CIA ary ny Inter-pole moba an'io FIFA GATE io.Misoko mangina toy ny ron-gisa.


Fa ra izay dia tokkony hatao malaky ny fifidianana ny filoha ny federasiona aty atanana so de voadaka any io ranamana io ka aty indray no hanatitra lapoasy aty @ zao zavatra efa azo lazaina fa mande tsara izao (kitra barea eto no resaka fa so d misy mieritreritra politika sy ny fahatran'ny malagasy eo a!)