sarotra ny adin'ny atletico, satria ry zalahy ireo tsy de mamono baolina betsaka izany fa iray na roa eo ihany, nefa izy ity tsy maintsy mamono telo farafaharatsinyza sur fa real sy juve no hanao finalio final io no tena bôl, ary hahafinaritra be io, raha tsy simbain'ny arbitre @ resaka carte rouge sy bol maty @ hors jeu sy penalty douteux indray ny ambiansazahay moa tsisy alaina intsony fa mampiady baolina sisa