- Firmino- Mané- Sturridge- SalahNamono baolina iray avy ireo mpanafika 4 ireoSaika niainga tamina contre attaque haingana be daholo ireo baolina maty ireoIlay Liverpool ve no matanjaka be sa ila
"Ilay Liverpool ve no matanjaka be sa ilay Arsenal n'i Arsene Wenger mihintsy no tena goragora ?"Valiny : Izy roa miaraka.Liverpool : Efa 4 taona niketrehena Ekipa compétitive ŕ l?échelon nationale , manana projet milay be.Arsenal : tokony mametra-pialŕna i Wenger. Fa tsy mety aminy intsony no sady mipetraka amin'ny toeran'ny Manager général,no entraineur satria lasa mifangaro ny resa-bola sy ny vokatra. Tsy misy identité mba mifanaraha amin'ny profil n'ny mpilalao mihitsy ny fomba filalao apetrak'i Wenger. Lalao basée amin'ny cir*****ation kanef ry i Giroud sy ry Chamberlain no ao aloha ao, alliance contre-nature izany.Tsy compatible mihitsy ry i Ozil sy ry Sanchez ary i Giroud.Mila Espace ireny mpilalao ireny amiko. mila jeu rapide be. d ballon aérien.Fa tsy afaka tolorana, na mivelona amin'ny fitapitaka.Jeu stéréotypé, efa lany andro ny an'i Wenger, i Real sy i Barcelone ary efa miala tsikelikely amin'ireny.Efa mba manafangaro ny Jeu direct sy Jeu vertical amin'ny Jeu basé amin'ny cir***ation, synthčse an'zany indray izao no malaza.Domination stérile no hita raha vao jeu basé @ cir*****ation sy possession fotsiny.Amiko dia mila miala mihitsy i Wenger, fa ireo mpilalao ireo dia tsara.