image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 32

Tena manahy mafy aho fa ho taona fotsy ho lisany ty taona ty, coupe de roi maimbo kely mila miezaka mafy , mila manao miazakazaka mafy manenjika baolina hatr@ voalohany ka hatr@ 90min mihitsy ireo barcelone ireo raha tsy izany tsy hahazo coupe mamimbo kely @ ty taona ty, zay mba conseil homeko an'lisany


tena manahy mafy aho fa any @ farany vao hisy ventiny, sady tonga de ventiny vongandiky goavana beresy @ finale LDC, resy @ lalao iray @ Liga de azonay ny tompondaka ha ha ha


Na mety ho taona zina koa an.doublé Liga/champion's league.


atreto aloh real de positioné ana pouvoir eeeee!!!!!afk manantena izy,afak maka ko anef double, LDC et Liga knf atreto ko za de mbl mino ny mahamarina ilay fitenenana oe BAOLINA BORIBORY!!!! ny iainany ny final LDC de sur A f isy effet @ suite n liga, ra ohtr resy eo de n ambition n itarika aka liga knf ts tratra sattri niomana b t@ LDC, rsk moral ndrai zay,f fra eni ambony terrain ts ments anw revanche oan JUve izy!! ar ra azony io de midika f annee blanche catalan!!!!!!!oana zan a!!!


ny an'ny catalan efa assuré ny coupe an, tsy ho taona fotsy velively


fa firy n difference de pts zao de firy n match a joué???


Arahabaina Realiste.Tena en forme be ilay Real madrid.Na i Benzema aza mba lasa en forme be ihany koa.Mozotra mankany amin'ny Doublé i Real raha izao no mitohy.(Enga anie ka ho izay tokoa, satria ny tenako tsy dia ambinina amin'ny resaka pronostic).finale LDC :Real Madrid 3 - 1 Juventus


La juventus va venir sur le terrain non pas pour jouer au foot mais pour gagner le match, la fin justifie les moyens...Fetsy be ny italiana an


heyyy!!!! aza mbl lmisioka marn ian lo aaa!!!!!!!mbl ady be ni an'ny vieille dame aaannnn!!!!!!


Realiste////t@ heritaona ny barca no nahazo ny liga dia hoy ianao hoe kopy maimbo kely. Zao ny real no nahazo ilay kopy maimbo kely dia mirehareha ery ianao. Sa rehafa barca no mandresy dia maimbo fa rehefa real dia manitra.