Manahoana ny ho avintsika rehefa ho lany filohan'ny CAF ny filohan'ny FMF? Araka ny re sy lahatsoratra ofisialy tao @ yahoo dia ny filohan'ny FIFA mihitsy no manosika azy avy ato aoriana mba ho tonga @ toerana.
Manahoana ny ho avintsika rehefa ho lany filohan'ny CAF ny filohan'ny FMF? Araka ny re sy lahatsoratra ofisialy tao @ yahoo dia ny filohan'ny FIFA mihitsy no manosika azy avy ato aoriana mba ho tonga @ toerana.
Mampalahelo tokoa ny mahare ny tranga any Dago amin'ity delestage tsy misy fahataperany ity.Raha nijery ny lalaon'ny ekipa lazaina fa vaventy aho dia Egypte no hibata ny CAN amin'ity.Ny sonegaly dia mitovy aretina amin'ny cote d'ivoire tamin'ny andron'i drogba, be kintana fa maizina an-trano.Ny filazana fa 1/4 CPM dia raraka ny afrikana dia mampiseho tsy fahaizana manaraka ny fivoaran'ny lalao afrikana.
Disoiko be izay lazain'i MGCool izay.Ny lalao dia mivoatra tokoa, saingy hadisoana ny fakŕna tahaka be fahatany ny ataon'ny Eoropeana.Ny normes internationales dia tsy ny foot européen.Io mihitsy aza no tena fahavoazan'i Afrika.Satria manao copier(coller ny ataondry zareo Eorpeana fotsiny, satria efa zatara millalao any.Lasa sady tsy an-tany no tsy ampandriana, manalasala toy ny lohalik'alika ilay valeur, tsy ambony tsy ambany, satria tsy manana ilay antsoina hoe valeur de l'identité africaine.Tsy nikotrana tany europe i USAIN Bolt kanefa dia Champion du monde et Olympqie efa imbetsaka :Ny secret-ny ve ? dia satria ampiasainy ny atout sy ny avantage hananany : habe, tanjaka.Jereo i Teddy Riner : Champion du monde et olympique amin'ny Judo.Ny base no nindraminy tamindry zareo Japonais, saingy ny pitsopitsony kosa dia ny Atout sy ny avantage ara-batana sy hery hananany no nampiasainy.Noho izany :Raha mbola manana filalao europeana ireto Afrikana ireto dia tsy handingana ny 1/4 de finales izany mihitsy amin'ny Mondial.