image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo,mba saika anontany kay hoe azafady hoe: aiza no mety misy mivarotra anti-vol fiara sy mametaka, dia mety hoatrinona ny vidiny sy mametaka azy , hoan zay efa nanao .Misaotra betsaka


Eny amin'ny mpivarotra accessoire auto feno, teny mascar akaikin'ny quinc. 2000 ny ahy no novidiko, Karana io, teo amin'ny 700.000Fmg teo ny vidiny de toa tsy nateza tamin'ny fiarako ilay izy.


Tafita > merci, efa nahita teny andavamamba le ampitan amea io misy ao fa saingy le nametahan le electricien an le izy no tsy nety, nenay mantsy efa misy commande ŕ distance d'origine d juste le alarme no noinstallena t@le izy, d ny olona rfa vo mihidy @alalan ny commande ŕ distance le varavarana ka activéna le alarme de maneno ho azy lery ... fa mbola mitady électricien mahay tsara


tsivika<< otrinona no mba nividiananao an'le alarme raha tsymahadiso ? F'angaha ry zareo tsy mametaka ? Otran'ny hiverina asiko ndray mantsy le ahy raha mety, fa tsy tiko le maneno ho azy vao misy fiara mandalo ireny.


tafita >> 550.000 fmg ny vidiny d 125.000 fmg ny mametaka, misy electricien ao amin dry zareo, d le electricien dry zareo no nametaka an le izy d le izy misy probleme zay, vao idina fotsiny le verouillage centrallisé d maneno le alarme