image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

manao ahona daolo o trano eo @100m2 eo ho eo , de 76millions fmg hono no manao azy vita, 2etage miaraka 3etage fa somary atao terasse, mandray vita zany,electricite , si ni rehetra , ka aona no evittrareo ? mora sa vo za ?


Tsy en dur kosa zany trano zany fa mety style bungalow a


Bjr, lalao4545:karaman'ny main d'?uvre v io teneninao io sa????hazavao tsara fa tena otran'ny very mihints za zany an


Manome courage bé izany vidina trano zany an! Tena morabe mba tsy hitenenana hoe mora loatra. Fa sao tsy trano en dur marina aloha no resahana eto e! Raha 100 m2 izany tena efa ngezabe manko a


tsita ko le pseudo ko teo ny main d'?uvre fotsini io ka!! , fa akotrani ni matériels rehetra , TSY Bungalow zani kosa aneo @300 millions eo hono no mandray vita efa mitsangana zao ni 2eme étage de ny atsasani no lani a!!zao lani ni vola de miadry be ndray aloha- tsi mora le manao trano, fa mba te hanana otrani olona...


...ni ahy zao bois rond 150mille fmg ni rai( fa maro no ilaina ah...ny biriky 120fmg ni rai (transport compris)ka iza no mbola maita tsara nefa tsi lafoVoa ianao amin'ny bois rond fa nahazo inao amin'ny biriky.Ny vy ao Andravohangy ao (eo ampitan'ny Arręt Mascar eo).


SONGOMBY ie marina ni anao fa 600fmg (transport compris) plein ville io fa tsy mbola nampiasa anizany ariary hatraminizany niainako ra azonao ny tiko lazainagagaho le mpanao trano iany no mitondra ni biriky ie 600fmg ny ani hafa aza 700fr transport compris fa kosa tsara qualité be le izy , tsyle biriky ngezabe reny fa somary kelikeli na atota mafi be aza tsy vaky


Aiza kosa de hisy bois rond 150 milles fmg zany, so de madrier no tiana lazaina?