salama daholo.Mba saika anontany izaho hoe , maty daolo ny amortisseur na avant na arričre nefa tsy mahavosolo izaho ra tsy ny avant na ny arričre iany.Iza kay no tena mila soloina zany, ny avant ve sa ny arričre.Misaotra betsaka.

Tsy azoko>> ka efa zay navavaliko ihany anie no soratanao e, tsy hitako mihintsy izay tokony hilazanao tetsy ambony hoe, tsy mazava aminao ny tiako ahatongavana.karazan'irony olona masosotra b ny mifanakalo hevitra aminao raha izao fomba fanoratrao izao.Dray!dray!dray!.D ho ampitovianao v ny olofahafahamividin'ny olona any Mada sy eto Frantsa? tsy mitovy mihintsy an