image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjournividy sonnerie sans fil izahay. Nony tany antrano dia raha vao lavitra plus de 3 mčtres dia tsy maneno ilay izy. Dia tsy maintsy ampanantonina akaiky kely.Tena izany mihitsy ve no norme an'ireny sonnerie sans fil ireny. Tsy mahazo raha vao 3 mčtres de distance ?Indroa nividy tamin'ny karana samihafa, fa męme problčme. Tsy mahazo raha vao 3 mčtres. Sao misy mahita hoe aiza no misy mivarotra sonnerie sans fil fa mba mahatakatra hatrany @ 5 mčtres.Misaotra tompoko


Jereo fa misy soratra eo amin'ny fonon'ilay sonnerie dia iny no hisafidiananao azy. Fa ankoatran'ilay portée koa dia misy frequence eo hoe zao ny frequence an'ilay sonnerie. Ny zavatra mety hitranga dia misy frequence hifangaro amin'ilay sonnerie ka mahatonga azy ho akaiky vao mahazo fa raha ny efa hitako dia misy mahatratra 20m ny portee sonnerie sy alay contacteurJereo koa ny pile fa raha efa faible dia tsy hahatakatra lavitra ilay izy. Samy misy pile na any amin'ilay sonnerie na ilay contacteurmirary soa


Merci.Samy pile vaovao ilay izy. Ilay sonnerie koa vaovao vao novidiana. Nividy voalohany aloha izahay, ni-tester-na t@ multimčtre ny pile fa mbola tsara na ilay contacteur na ilay porte sonnerie. Dia anefa tsy mahatakatra plus de 3 mčtres. Ny eo @ fonony dia teny anglais tsotra hoe "mahatakatra lavitra" fa tsy nisy précision hoe izao mčtre na izao mčtre.Nony tsy nety ilay voalohany, dia nividy sonnerie fil tany @ karana hafa indray, somary lafolafo dia noheverinay hoe ity angamba no mety ho tsara. Fa eeeee ! ny teo ihany no teo, tsy mahatakatra. Very ny vola, very ny saina mieritreritra lavitra hoe maninona no tsy mandeha. Hitady hafa indray. Izahay mantsy tsy tianay ilay sonnerie misy fil ireny. Misaotra tompoko