image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

salama isika ato,Iza sy aiza ny orinasa tsara hanamboarana raha te hampanao rideau metallique galva @ garage ...matevina tsara , tsara finition sy pose etc...sao efa nisy nanao tany ho any e.misaotra


Izaho indray vao mieritreritra ilay endrik ilay garage vao hataoko . Saika ataoko poteau amin'ny tube 30 aloha dia avy eo mijery izay ho atao rindrina, efa tao antsaiko ilay rideau metallique lazainao fa amiko ilay izy tena lafo dia lafo de ny tsotsotra no saika ataoko aloha. Manana hevitra ho ahy ve enao ? Misaotra


ka ny anah zao ny hanakatonana ny varavaran' ny garage no ilaiko maika fa tsy hiasa saina be @ ilay vao hoe hitady poteau aloa, dia avy eo indray hitady ny fourniture hafa.... etc....Mila zavatra efa vita ny tiako lazaina , dia ny orinasa tena mahay azy ireny no ilaiko fanampiana ,mazotoa foana na zany aza e...


Njka > misaotra anao...ankoatry ny FDC sao misy mahalala toerana hafa tsara kokoa noho io. Galva ihany koa moa ilay anareo ?


mitovitovy daholo raha vao sinoa, ary samy manondrana daholo ireo ouvrier rehefa tsy arahana maso. Marina ny lazain'i Njaka, expérience vecue koa io, tsy ilay mpivarotra lazainareo io ihany fa misy ireo mitovy aminy koa.