rehefa tys mampifila dia tsy valise akory no anaovandry zalahy diag, logiciel no anaovany ka raha zay tsy mba manana za leMisaotra e!!!
rehefa tys mampifila dia tsy valise akory no anaovandry zalahy diag, logiciel no anaovany ka raha zay tsy mba manana za leMisaotra e!!!
Salama daholo tompoko,Saika anontany sao mba misy mahita ny mpivarotra pičces moteur d'origine 4M40 turbo intercooler ana Mitsubishi V76 ankoatran sicam. ChemisePistondisque embrayageRoulement pontPičces mba d'origine no tadiavina, izany hoe ilay maharitra raha manaraka entretien tsara.Mankasitraka sahady izay mamaly.