raha mecanicien matotra dia aleo manatona Garage ACM ambatoroka, tsara fitoavana sady matotra ny mecano , toy izay ihany koa ny ao@ ratin Manjakaray!raha fiara VAG indray dia aleo Serge ampitan look's.
raha mecanicien matotra dia aleo manatona Garage ACM ambatoroka, tsara fitoavana sady matotra ny mecano , toy izay ihany koa ny ao@ ratin Manjakaray!raha fiara VAG indray dia aleo Serge ampitan look's.
zao lay pbl; tsy nety velona lay fiara tamin'ny sabotsy. dia refa nojeren'ilay mécano dia hoe soloy ny bobine fa tsy mahatonga courant. dia nosoloina tokoa. dia nandeha lay fiara fa lany essence io hoy izy ka tsy mety miakatra. nasiana essence ndray nefa dia lay pompe ŕ essence ndray no tsy mandeha. leo be a. aiza misy mécano mahay diagnostic tsara kay? merci
Salama,torohevitra ho anao : Mandehana manantona an'ireny garage lehibebe ireny, ilay misy garage, misy mécanicien maromaro sy fiara maromaro ireny eto no tiako ho lazaina ohatra hoe : raha fiara allemande dia RADOM eny météo na ra frantsay dia ry FOSY ery ambanin'ny gérard, na électrique dia DAVID besarety, du genre izany e ! dia mitadiava ny patron @ ireny dia mampaniraka bandy mankany aminao izy manao dépannage na maka ilay fiara mihitsy.
mécano>>> f'angah fiara vao novidiana??Mécano mampme zany nikitika ny fiaranareo zan kleh.Andavamamba eo ampitan'ny AFT eo entina raha fiara tranainy e. Tsy eo @ MIKAJY an, fa eo @ le tourneur eo misy garage kely fa ny méca grand. Possible maka rdv aza fa tsy dia mandray fiara roa na telo miaraka izany izy.Maromaro izay akama nande teo zay fa mitete rano ozy ny fiteny ny moteur aveo. M.O tsy lafo, mividy pičces ianao entiny miaraka aminy, sady manoro ny simba izy no mampianatra anao ny fijerena ny simba, mampianatra ny fikojakojana ihany koa.Raha vo misy bandy akama hanamboatra eo de manaraka zahay fa misy occaz hianarana ndray Fa tsy ananako contact kosa aloha fa désolé