image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika. Aiza no tena mba mahay sy azo antoka ry reto amin'ireny mpanamboatra meuble cuisine en mélamine ireny? Misy mba afaka mi-temoigner ve amin'ireo efa nanao mihitsy ka afa-po azafady.eo amin'ny qualité, finition, fanajana fotoana, vidiny? Mieritraritra hanao lakozia manko izaho ka mba manontanintany e. mba mateza ihany ve izy ireny sa endrika fotsiny? sa aleo ihany manao hazo?Misoatra mialoha ho an'izay mamaly ô!


Miarahaba antsika rehetra indray !kalokalo > Ny anay koa dia izahay ihany no mieritreritra hanao azy, kanefa ny fitaovana ampiasaina mbola tsy misy afa-tsy ilay plaques melamine ihany, taiza i kalokalo no nahita "charničre invisible" sy "ilay fanapahana ilay plaques" ? ny accessoires momba ilay cuisine mihintsy zany raha ny tena marina e ! dia ohatrinona eo ho eo ? Azafady fa be fanontaniana !


accessoires kely: charničres invisibles sns.. misy mpivarotra loko sy mélaminé...etsy Andravoahangy akaikin'i station Shell, tao no nahitako. Raha melaminé tena tsara indray dia tao Victoria Plaza no nahitako.


Miarahaba antsika rehetra indray ary misaotra indrindra ny amin'ny fifanampiana.ramatoa > Ny Plaques melaminés efa ao fa ny accessoires madinidinika no mbola tsy misy. bijou > teo amin'ny ohatrinona teo no vidin'ilay charničres invisibles raha tsy mahadiso ?


Marco--)!dia inona ny fitaovana tena miasa rehefa manapaka ilay melaminé?


zahay ko @zao dia eo am-pamitana ny lakozia, ka nitovy eritreritra t@ lille oe hanamboatra ilay placard mélaminé fa tsy manana moyen hividianana vita, inona tokoa no anapahana azy ireny, dia ilay fanaovana finition lay côté voatapaka iny no manahirana koa sao mba afaka misy manoro hoe ahoana no anakonana ilay marokoroko, ny accessoires tao @ batimax aho nahita isan-kazarany fa ny vidiny tena tsy misy tadidiko.


Zakoliana--)...no anakonana ilay marokoroko!Bande de chant no anarany ka satria ianao efa eto,amin ny ordi ihany dia jereo ao amin ny raterinety io bande de chant io dia midira mihitsy ao amin ny raytoba fa izao " mba lazao ahy no toerana hahitanao azy eto tana"


Mianatra>mankasitraka fa itako ato tokoa ny sarin'ilay izy, dia nahita tutos mikasika ny fampiasana azy tokoa aho, vao hitady any amin'ireo mpivarotra lehibe ireo toy ny ao Andraharo, Tsarasaotra, Ankorondrano, Tanjombato...aloha dia lazaiko anao izay toerana ahitako azy.


Dia mba jereo koa hoe prix sy dimension ´ireo mdf na multiplex fanaovana meuble de cuisine sy plan de travail, efa mba naniraka olona teny ihany izah fa gardien ilay zalahy dia tsy nisy fantany, hoy fotsiny izy hoe" tsara be ilay magasin dia very tanteraka hono izy",


Cette information était utile, merci!