garage Mevatia Antohomadinika no spécialiste fiara koréana
garage Mevatia Antohomadinika no spécialiste fiara koréana
@jobaMisaotra namalyAiza ho aiza tsara kay izany ra miala avy eo amin'ny station ambany iontsy tadidiko Shell sa Galana moa izy io.
tena marina fa i raJoba no mpanao transmission taloha, teo ankorondrano sisiny ampitan'i Jesosy Mamonjy , ilay mivoaka any amin'ny Tana waterfront iny izy no niasa talohamazava ho azy fa nanana olona maro izy , izay samy mahay daholo ankehitriny,dia amin'iny sisin'ankorondrao mankany amin'ny tanawaterfront iny manontanydia ho hitanao ao, safidinao ihany io a,