salama , za mba manapikasana ny hanao trano en forme cube reny , ny chenaux tsy mipotra ety ivelany fa any anatiny ; izy reny ve mitovy amin ny fanaovana chenaux otran ilay mahazatra aty ivelany fa atao any anatiny fotsiny , aona ny fipetraky ny plafond misaotra