image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Herintaona lasa izay dia novoizina fa napetraka any aminíreo club lehibe manerana an?ny Eropa I Pep mba hamoy ny footbal ŕ la possession toyn?ny filalaon?ny barca ireny.Aminízao fotoana izao anefa dia milalao contre attaque mihitsy I Manchester city, ary tena hikohizana any eropa ny vokatra azo.Haharaka hatrany amin?ny volana Mai ve ity rotoroton?ny Lanitra mangamanga ity?


ny blessure no tsy n*******,fa mbola ao anatin'ny heriny tsara ny joueur ka, sad tanora no matanjaka, fa manomboka janvier reo dia samy hitandrina @ vatany daholo indrindra ny mondialiste, ary zay no ahiiko an' i coutinho sy G.jesus tsy hoany russie


NaziritaOhatra rehefa tsy nantsoin'i Deschamps i Martial t@ qualification dia ataon'ny titulaire.Ohatra faharoa, raha ny any @ NBA zao dia tsy raharahin-dry zalahy malaza izany coupe du monde sy JO izany fa aleony miffofotra any @ club. Marina aloha fa tsy dia mbola any amin'ízay loatra ny foot fa efa mirona!


Sarotra hoan'i Pep ny hi vulgariser ny foot basé @ possession.Satri mifamaly ary mifandimby mifanindry foana ny foot offensif sy ny foot défensif.Indraindray mahery ny foot offensif, indraindray manjaka ny foot défensif.Tsy nahafilaka ny kick and rush ileiry fa niezaka ni adapté ny touche-ny amin'ny foot Anglisy :Fa mety leizy an


Izay indray aloha ny itiavako an'i Pep izay fanany identité na jeu zay amin'ilay hoe touche ny.Ohatran'ny Mou zao dia ilay entraineur mi etude be ny filalaon'ny adva hany ka tsy hita mihitsy ilay tena fomba filalaon'ny ekipany. Ho an'ny mpijery tsy supporteurn'ny United dia maha-monamonaina matetika ny match!