Manao ahoana daholo,Liana d liana am'ito karazana revetement ito aho ka mba te-hanontany sao misy efa nampiasa an'io ianareo. Eto Mada moa zany ny resaka mazava ho azy.Mora hita eny amin'ny mpivarotra ve izy io? ary efa be mpahay,zany hoe efa betsaka ny maçons no mahay mametaka azy?Azo lokoina amin'ny polyuréthane ve?Mora koloina ve?Misaotra tompoko.