image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetraMila fanampiana aminareo zahay fa feno ny fosse-nay (toilette) dia mila vidé-na. Aiza ny service miandraikitra izany, mba mangataka information ho anareo zay mahalala.tena ilaina maika fa mahamenatra ny mpiara-monina ny fofona.


Malalaka ve ny tokotany ka azo anaovana lavaka anariana ny maloto sa tery tsy misy toerana anaovana lavaka ka tsy maintsy ho evacuer- ny maloto? ( arakarak'iôkoa ny dépense)


Mijere annonce any am gazety fa efa betsaka ny manao io asa io 'Vidange Fosse" eto amintsika fa tsy ny commune irery tsony


Fa ny fivondronana ve mbola manana mpaka *******?