image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba ny rehetra,Sao mba afaka misy manoro olona afaka manao retouche varavarana efa nipataka (efa 1 an zay), dia nisy nisokatra ilay plateau ampovoany satria angamba mety tsy maina loatra ny hazo niasana....olona mpandrafitra afaka hiarahana miasa no mba ilaina zay afaka manampy,misaotra mialoha


Wah koa mba mitady olona afaka hanamboatra fanaka palissandre fa misy mitriatra le izy de tsy hitako ze hanamboarana azy