nareo v efa oe naheno ny fofopikanareo ndofaka imason'olona na hoe ny an'ny sipanareo de nahatsiaro oainina de inona no fika2 natao ? tantarao fa miandry ny neveu sy ničce!