1-za rehefa miditra bus ka tady ho be be no ndray miditra dia milahatra @ faha 3 za (zany hoe misy maromaro ao aorinako) dia manenjika mipetraka eo @ place faha2 avy any aoriana tsy maka sisiny @ fitaratra, ary dia mangina tsara miandry angatahan frais vao manome. Fa tena tsisy mangataka foana @zay situation zay.2-tratran'ny entana ratsy rehefa mividy legume, misy fainga tŕnana manome ratsy hanao ery le mpivarotra.3-tratran'le mpivarotra mandende reny, mody hoe de tena efa nalatsany be ilay vidiny niadinao varotra, kay rehefa manontany eny @ teny magazin mbola tena fois 3 ny prix azony taminao.